|
|
|
|

Teny iditra1  fandrika an-danitra
Singan-teny  2 fandrika, 3 lanitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fandrika mihantona ambony tahaka ny tranon-kala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fandrikandanitra] 6 A snare placed aloft; a string tied upon some high place and left waving about [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 pièges en l'air, comme les toiles d'araignées [1.3]
Tsipelina hafa  8 fandrikandanitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12