|
|
|
|

Teny iditra1  fandrikandanitra
Singan-teny  2 fandrika, 3 lanitra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [fandrika an-danitra] 5 fandrika mihantona ambony tahaka ny tranon-kala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A snare placed aloft; a string tied upon some high place and left waving about [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [fandrika an-danitra] 7 pièges en l'air, comme les toiles d'araignées [1.3]
Tsipelina hafa  8 fandrika an-danitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02