|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandringana
Part of speech  2  noun
Root  3  ringa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandehanana na fipetrahana mitongilana, tsy marina mahitsy tsara

Entry (2/2)5  fandringana
Part of speech  6  noun or adjective
Root  7  ringana
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fomba entina mandringana, mandripaka, mamono hatramin' ny farany, manimba tanteraka
Azo aringana

Updated on 2024/12/11