Entry | 1 ringana |
Part of speech | 2 adjective |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Tapitra voa, na maty avokoa, maty daholo, lany ripaka, fongana |
Explanations in English |
10 [1.7] consumed, destroyed |
Explanations in French |
11 [1.3#535, 1.8] exterminé, massacré 12 [1.3#535] détruit par un fléau, comme la guerre, l’épidémie, la grêle |
Examples |
13 [2.472#] ringana daholo izahay. 14 [2.588#] ho ringana eto isika raha iroatany asiana eto. |
Anagrams | 15 angarin, angiran, aringan, irangan, nangari, narangi, naringa, niranga, rangain, rangina, ringana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |