|
|
|
|

Entry1  fandringanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandravana, fanimbana tanteraka, fandevonana ka tsy misy avala hitsangana na iray aza, fandripahana
Root  4  ringana

Updated on 2024/12/11