|
|
|
|

Entry1  fandroana
Root  2  andro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Andro lehibe azo heverina ho fetimpirenena malagasy fahizay izay natao ho fidiovana indrindra sy hifampirariantsoa. Tamin' ny tsinam-bolana Alahamady tany an-tendrony ary tamin' ny fitsingerenan' ny nahaterahan' ny mpanjaka Ranavalona III taty aoriana no nankaJazana ny Fandroana. Nizara andro telo lehibe ny fandroana: ny tora-bolana, ny tena fandroana na fisasana amin' ny rano mba hidiovana, ary ny famonoana omby nakana hena natao jaka [1.1]
Explanations in English  5  the Malagasy annual festival, so called because bathing is one of the chief points in its observance; a bath. [1.2]
6  a bath, bathing [1.7]
Explanations in French  7  bain [1.8]
Examples  8  Dia tsy niova ny fomban'ny fandroana; [2.59#]
9  Ary andro tsy maty ny alin' ny fandroana. [1.437#]
10  Ralambo no nankalaza voalohany ny fandroana. [2.113#]
All compound words  11  4 combinations of this word
Proverbs  12  Proverbs containing that word
Article  13  Randzavola: fandroana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Anagrams  14 afondrana, 15 fandorana, 16 fandroana

Updated on 2025/10/08