Entry | 1 fandrokidrokiana |
Root | 2 rokiroky |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanambatambazana mba hahazoana tombontsoa; famalifaliana mba hanambakana; fanolikolena, fanojikojena, fanangolena: Tsy naharitra ny fandrokidrokian' ny sakaizany izy ka niala tamin' ny raharahany [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |