|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanehana |
| Fototeny | 2 eka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaovana azy
5 Fiantsoana: Ianao no mikarakara ny fanehana ny fokonolona [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L'action de serrer, d’appeler
[1.3#9] |
| Ohatra |
7 Rainindrianarivo kosa anefa kirina ka tsy mba nanaiky izany, fa ny hamely ihany, ka nanangana donak'afo ho fanehana ny vahoaka hamely.
[2.588#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|