|
|
|
|

Teny iditra1  fanekena
Fototeny  2 eky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko
5 Fankatoavana: Ny angatahina amin' ny kristianina dia ny fanekeny ny didy aman-dalàn' ny Eglizy
6 Fanoavana: Zava-dehibe ny faneken' ny ambanifanitra ny tanin' ny Andriamanjaka [1.1]
7 fametrahan-tsonia amin'ny taratasim-barotra iray mba ho tompon'antoka amin'ny trosa nataon'olon-kafa [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8 a treaty, an agreement, a covenant. [1.2]
9 an agreement, a contract, a treaty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 accord, contrat, traité [1.8]
11 acceptation [1.13]
Ohatra  12  Natao tao Sarimasy ny fanekena. [2.508#]
13  Izay fanekena tianao dia ekenay hoy ny olona. [1.436#]
Tsipelina hafa  14 fanaikena
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  17 Randzavola: fanekena ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09