|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 eky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza tsy fandavana na fanarahana izay lazaina amin' ny tena; fanoavana na fankatoavana didin' ny lehibe; fiaikena na fibabohana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Obéissance, soumission, consentement, acceptation, approbation, aveu, confession
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 26 aiky |
| Teny iditra (2/2) | 27 eky |
| Sokajin-teny | 28 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 oui, c'est bien cela.
[Tankarana]
[1.19] |
| Tovy hevitra | 30 eka, ekany, heka |
| Fivaditsoratra | eky, 31 ike |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|