Entry | 1 fanempoana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 empo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanaovana izay hampitsonika zavatra tenehina na atanfna andro na afo: Tokony hitandrina amin' ny fanempoana sao misy zavatra mora maka rehitra eo amin' ny manodidina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |