|
|
|
|

Teny iditra1  fanenenana
Fototeny  2 nenina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alahelo ao am-po noho ny ratsy natao, omban' ny fikasana tsy hanao intsony amin' ny ho avy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 regret, contrition [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 regret, remords [1.8]
Voambolana  7  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12