|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 nenina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny
4 Fibebahana amin' ny hadisoana natao 5 Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka.
[1.2] 7 regret [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 regret, remords
[1.8] |
| Ohatra |
9 na tany aho na tsy tany tsy ho kely be nenina moa hianao? [2.131] 10 Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Ontam-po |
| Mpanahaka | 18 enjehinnyfieritreretana, 19 fay, 20 manaikimolotra, 21 mandraynykiho, 22 manongotena, 23 mibarara, 24 mijerysoratrombyantanana, 25 mitohyfangoka, 26 mitohysakay, 27 mitomanytena, 28 mitsapafarahatoka, 29 nahitafaisana |
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|