|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanenjanana |
| Fototeny | 2 henjana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 fisintonana mba ho henjana, faninjirana: Fanenjanana tady. / Fanenjanan-tsandry
5 Fanamparana hery [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 L'action de se raidir, de résister ; les nerfs qui servent à raidir le bras et le jarret
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 7 fametahana fanenjanana amin' ny tevika lohatapenaka |
| Teny iditra (2/2) | 8 fanenjanana |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 toile tailleur
[1.13] |
| Voambolana | 11 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 12 lamba fanenjanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|