|
|
|
|

Teny iditra1  henjana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko
4 Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany
5 Mahavizana: Henjana ity lalana ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 stiff; stretched tight; strict [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 raide [1.3, 1.8, 1.13]
8 tendu [1.3, 1.8]
9 fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux)
10 fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) [1.3]
11 rigoureux [1.8]
12 rigide [1.13]
Ohatra  13  henjana ny tady (La corde est raide) [1.3]
14  Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [2.117]
15  Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [2.508]
16  fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  40  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  41  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17