|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanetrena |
| Fototeny | 2 etry |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampidinana ho iva, fampihenana, fandetsena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the act of abasing or humiliating
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action d'abaisser, d'humilier
[1.8] |
| Voambolana | 7 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 8 fanetren-tena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|