|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 etry |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fohy, tsy mahataka-javatra, zeny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 humbled
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on abaisse, qu'on humilie
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 7 etry |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Enti-milaza fitambotsorana na fidinana ho amin' ny ambany sy ny iva
10 Fanivaivana, fanazimbana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 abaissement, affaissement, tassement, diminution en hauteur, en grade, en rang; humiliation
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27 fanetribe |
| Teny iditra (3/4) | 28 etry |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 faille
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 33 Haibolantany |
| Mpanahaka | 34 fay, 35 tresaka |
| Teny iditra (4/4) | 36 etry |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
38 lambahoany, kitamby, salaka
[Taimoro]
[1.78] 39 fehinkibo [Taisaka, Tanala] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 ceinture
[Taisaka]
[1.82] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 42 Toe-karena: zaitra |
| Fivaditsoratra | etry, 43 rety, 44 terỳ, tery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|