|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanetribe |
| Singan-teny | 2 fanetry, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Bibikely manimba ny ravim-bomanga sy ny vodiny. Rehefa bibikely mety ho mpanimba ny voly
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Mod. s. from manetry (etry), and be, great.] An insect found among the rice
[Provincial]
[1.2] 7 an insect that attacks sweet potatoes [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 insectes qui attaquent les patates
[1.8] |
| Voambolana | 9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (2/2) | 10 fanetribe |
| Singan-teny | 11 etry, 12 be |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Enti-milaza ny kamo sy ny mpangalatra: Ireny no fanetriben' ny tany tokony hatosika any am-paravazan-tany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 someone or something destructive, an unsuspected trap
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 surprise désagréable
[1.8] |
| Ohatra |
17 Nisy koa ilay "loterie provinciale» noheverin' ny Fiangonana ho loka fanetribe manimba ny olona sy ny firenena.
[2.356#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|