|
|
|
|

Entry (1/2)1  fangady
Root  2  hady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  angady [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Bezanozano, Tanala] [1.78]
5  Vy voavoatra misy lelany sy zarany atao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady [1.1]
Explanations in English  6  [Mod. s. from mangady (hady).] A spade. See angady. [1.2]
Explanations in French  7  bêche [Taisaka] [1.82]
Examples  8  Ary koa, misy fangady arivo milevina ao anaty farihy lehibe. [2.69#]
9  Koa raha avy izay itenenana sy andrindrana, fangady no filanjako, entana no fitondrako. [2.857#]
All compound words  10  9 combinations of this word
Vocabulary  11  Tools
Synonyms  12  angady
Analogs  13  fangadifohiny
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Entry (2/2)15  fangady
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  (de hady : action de creuser) Il fallait creuser la terre pour obtenir ce tubercule sauvage autrefois activement recherché en cas de disette. On apprenait aux enfants à le reconnaître en même temps qu'à compter. Une comptine célèbre commençait ainsi : isa ny aviavy, roa ny amontana, telo fangady, « un l'aviavy, deux l'amontana, trois le fangady» [Merina, Betsileo] [1.196]
Vocabulary  18  Botany

Anagrams  19 fangady, 20 fidanga

Updated on 2025/10/11