|
|
|
|

Entry1  fanganohano
Root  2  hanohano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon' itỳ firavaka
Fihandrohandro, toetran' ny ranomaso mby efa ho latsaka: Jereo ny fanganohanon' ny ranomason' itỳ zazakely fa omeo vatomamy izy [1.1]

Updated on 2025/09/12