|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fangaraka
Fototeny  2 haraka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba fampidirana ao amin' ny haraka
5 Fampiditra ao amin' ny haraka [1.1]

Teny iditra (2/2)6  fangaraka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Karazam-bibikely mitovitovy amin' ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a small insect, which deposits its eggs in a caterpillar and then buries it in the ground. Probably a species of ichneumon. The fanenitra is sometimes called by the same name. [1.2]
10 the mud mason wasp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 abeille maçonne [1.8]
Ohatra  12  Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470#]
Voambolana  13  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  14 andilam-pangaraka
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09