|
|
|
|

Entry1  fangaro
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  haro
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mangaro na manetsiketsika mba hiharo: Tsy toy izao velively no fangaro ny vary ahahy
Azo haroina: Tsy fangaro itỳ anana itỳ rehefa andrahoina
Zavatra akambana amin' ny...: Mividiana fangarondaoka ariary enina
Explanations in French  5  [1.13] combinaison
Examples  6  [1.240#] Ka nofiko, hono, fa tany no nonina, Tamim-piadanana tsisy fangaro;
Derivatives 
Passive verbs :
All compound words 
Analogs  12  haro, laro

Anagrams  13 fangaro, 14 fangora, 15 farango

Updated on 2025/09/13