|
|
|
|

Entry1  fangaronana
Part of speech  2  noun
Root  3  harona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisavana zavatra ao amin' ny miafina: Tokony hofaizina mafy ny fangaronam-paosy eny an-tsena
Fitondrana hanina any am-bava amin' ny tanana: Fomban' ny ankizy ny fangaronan-tanana, rehefa mihinana
Proverbs  5  Proverbs containing the word fangaronana

Anagrams  6  fangaronana, nangarofana

Updated on 2025/01/21