|
|
|
|

Teny iditra1  fangatahana
Fototeny  2 hataka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiangaviana zavatra na fiangaviana asa; fitalahoana, fihantana: Aoka hoekenao ny fangatahako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a request, a petition, an entreaty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 demande, prière, pétition [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17