| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/4) | 1 hataka | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Fiangaviana hahazoana zavatra iray avy amin' olona: Izao no hataka ataoko aminao Vavaka sy faniriana hahatanteraka izay ilaina: Henoy ny hatakay, Andriamanitra ò! Zavatra nangatahina: Hataka ity ka tsy azoko amena anao indray [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 a request, a thing begged, alms. [1.2] 5 a request, an entreaty [1.7]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 demande, requête [1.3, 1.8, 1.5] 7 supplique, prière [1.3]  | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 7 amin' io teny io | 
| Teny iditra (2/4) | 21 hataka | 
| Sokajin-teny | 22 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
23 Fisarahana na fanalavitana; fialana tsy hanakaiky; fitokantokanana tsy miaraka amin' ny hafa [1.1] | 
| Sampanteny | 
  | 
| Teny iditra (3/4) | 32 hataka | 
| Sokajin-teny | 33 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
34 anaran-gidro madinika [Bara]
 [1.78] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
35 Greater dwarf lemur (Cheirogaleus major weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus) small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon) [2.233]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
36 animal nocturne. § tsìdika. [Tankarana]
 [1.19] 37 grand chéirogale (Cheirogaleus major) Lépilemur (Lepilemur mustelinus) Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon) [2.233]  | 
| Voambolana | 38 Haibiby: mampinono | 
| Mpanahaka | 39 fitiliky, 40 kotrika, 41 trangalavaka, 42 tsidy, 43 tsitsily | 
| Renianarana | 
  | 
| Anarana iray reny | 
  | 
| Tsanganana sy sary iray takila | 
121 Ny Gidro | 
| Teny iditra (4/4) | 122 Hatàka | 
| Sokajin-teny | 123 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
124 Hatach [2.996] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
125 Hataq [2.996] | 
| Voambolana | 126 Soratra Masina | 
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 127Toko sy andininy momba Hatàka | 
| Fivaditsoratra | 128 hakata, 129 Hatàka, hataka, 130 tahaka, tahàka, ta-haka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |