|
|
|
|

Entry1  fangatsiahana
Part of speech  2  noun
Root  3  hatsiaka
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Hatsiaka, fangatsiaka (indrindra amin' ny hevitra an' ohatra: Mampalahelo ny fangatsiaham-pon' ireto mponina ireto
Explanations in French  6  [1.3#226] Le froid, la froidure
Examples  7  [2.356#] tany aloha tany, nisy tsy fifandraisan' ny mpitandrina sy ny mpampianatra sasany tao Mangarivotra ka nahatonga fangatsiahana teo amin' ny fiaraha-miasa.

Updated on 2025/08/10