|
|
|
|

Entry1  fangoloka
Part of speech  2  noun
Root  3  holoka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Faran' izay fetsy ratsy sady mahay mamitaka amim-pihatsaram-belatsihy: Aza mifampiraharaha amin' iny olona iny fa lehilohy fangoloka iny

Updated on 2025/07/29