|
|
|
|

Teny iditra1  fangozohozo
Fototeny  2 hozohozo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana na ny fahanterana ka tsy mahay mihetsika na mamindra tsara [1.1]
Tovy hevitra  5 fihozohozo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12