|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihozohozo |
| Fototeny | 2 hozohozo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny olona mangozohozo, izany hoe mangovingovitra noho ny harerahana na ny fahanterana ka tsy mahay mihetsika na mamindra tsara
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5 fangozohozo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|