| Entry | 1 fangozohozoana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 hozohozo |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahosana, faharerahana mampangovingovitra ny tena ka tsy ahafahana mihetsika na mamindra tsara |
| Explanations in French |
5 [1.3#274] La faiblesse, la débilitation |
| Examples |
6 [2.996#] fa ny rantsam-batany dia asiako fangozohozoana mandritra ny andro iaianany |
| Synonyms | 7 fihozohozoana |
| Updated on 2025/07/29 |
|