|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanidinana |
| Fototeny | 2 idina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L’action de verser, l'instrument, le moule, le lieu, la coulée, le coulage
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanidinana |
| Fototeny | 7 sidina |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fihetsehana na fihantonana eny amin' ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 L’action de voler, de flotter dans l’air, le moyen, le lieu
[1.3] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|