|
|
|
|

Teny iditra1  fanimbana
Fototeny  2 simba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu [1.3#606]
Ohatra  6  Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io. [2.445#]
7  Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? [2.643#]

Fivaditsoratra  8 fanambany, 9 fanambina, fanimbana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12