|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanindrahindrana
Part of speech  2  noun
Root  3  hindrahindra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanaingana zavatra amin' ny tanana roa mba hampisehoana azy ho hita sy hoderain' ny olona; fanasoasoana: Loza loatra ny fanindrahindrana ny lehibe sasany

Entry (2/2)5  fanindrahindrana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.13] fandokadokafana
Explanations in French  8  [1.13] éloge

Updated on 2025/07/29