|
|
|
|

Entry1  faninganana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin' ny mpianatra rehetra
Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin' ny be sy ny maro
Explanations in French  4  [1.3] L'action de faire aller seul, d'aller seul, la cause
Root  5  singana

Updated on 2024/12/11