|
|
|
|

Entry1  fanintontsintona
Part of speech  2  noun
Root  3  sintontsintona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo
Vocabulary  5  Health
Synonyms  6  fanintona

Updated on 2024/12/11