|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanisa
Fototeny  2 isa
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba enti-manisa
5 Azo isaina: Tsy fanisa itony voan-javatra itony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ce qu'on peut compter, manière d'énumérer [1.3]
7 numération [1.13]

Teny iditra (2/2)8  fanisa
Fototeny  9 sisa
Sokajin-teny  10  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Fomba enti-manisa na mamela sisa
12 Azo asisa, azo amelana sisa: Ny hanina toy itony tsy mba fanisa, hoy ilay sarotra [1.1]

Fivaditsoratra  13 fañasy, fanisa, 14 fasina, 15 fisana, 16 safina, 17 Sifaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17