|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanisana
Fototeny  2 isa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fijerena ny isan-javatra na isan' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the act of counting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 l'action de compter [1.3, 1.8]
7 pointage, enregistrement, recensement [1.13]
Ohatra  8  fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; [4.27]
9  Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 3 amin' io teny io
Lahatsoratra  11 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/3)12  fanisana
Fototeny  13 sisa
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 l'action de laisser des restes, la cause [1.3]

Teny iditra (3/3)17  Fanisana
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  19 (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. [2.611]
Fanazavàna teny anglisy  20 Numbers: one of the books of the Bible [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 Nombres: un des livres de la Bible [3.1]
Voambolana  22  Soratra Masina
Tovy hevitra  23 nomery, nomery, nomery
Lahatsoratra  24 Randzavola: Fanisana

Fivaditsoratra  25 fanasina, fanisana, Fanisana, 26 fasinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21