Entry | 1 fanjairana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 zaitra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo |
Explanations in English |
6 [1.7] the act of sewing, sewing |
Explanations in French |
7 [1.3#866] L'action de coudre, l’instrument, l’endroit 8 [1.8] couture |
Examples |
9 [2.445#] Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava. 10 [2.606#] ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fanjairana |
Anagrams | 12 fanjairana, fanjariana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |