Entry (1/2) | 1 fanjaitra |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Root | 3 zaitra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra |
Entry (2/2) | 5 fanjaitra |
Part of speech | 6 noun |
Root | 7 zaitra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra |
Explanations in English |
14 [1.2, 1.7] a needle |
Explanations in French |
15 [1.8] aiguille |
Examples |
16 [2.69#] fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka; 17 [2.332#] Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora. |
Analogs | 18 filo, tsaika, tsiverianala |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word fanjaitra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |