|
|
|
|

Teny iditra1  fanjakan-dehilahy
Singan-teny  2 fanjakana, 3 lehilahy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny fampirafesana no antsoina amin' izany satria zavatra tsy tantin' ny vehivavy ny mirafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 La polygamie c' est le royaume de l' homme. Surnom de la polygamie parce que le mari avait à gouverner ce ménage difficile. [2.415#1420]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12