|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lehilahy |
| Singan-teny | 2 lehy, 3 lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona
6 Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy! 7 Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a man
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 homme (mâle)
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 fanjakan-dehilahy |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|