|
|
|
|

Entry1  fanjanahana
Part of speech  2  noun
Root  3  zanaka
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fananganana ho zanaka
Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna.
Explanations in French  7  [1.3] l'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause
Examples  8  [2.503#] Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy.
9  [2.606#] fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay.

Updated on 2025/08/10