|
|
|
|

Entry1  fanjanahantany
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  fanjanahana, tany
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony
6  [1.13] fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany
Explanations in French  7  [1.13] [fanjanahan-tany] néocolonialisme
8  [1.66] colonisation, colonialisme
Vocabulary  9  Politique

Updated on 2025/08/10