|
|
|
|

Entry1  fanjariana
Part of speech  2  noun
Root  3  zary
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Fahatongavana, fiovana: Ny fanjarian' ny sakafo hanintsika ho ra
Explanations in French  13  [1.3#869] L’action de se changer
Examples  14  [4.26#] Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao.

Anagrams  15  fanjairana, fanjariana

Updated on 2025/08/10