|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanjehy
Fototeny  2 zehy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manjehy, mandrefy amin' ny zehy
5 Azo zehena: Omby mitsangana tsy fanjehy [1.1]

Teny iditra (2/3)6  fanjehy
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 fitaovana entina manoritra faribolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 compas [1.13]
Tovy hevitra  10 fanoritamparibolana, kompa
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)12  fanjehy
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 chenille. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  15  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09