Entry | 1 zehy |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Halavan-drefy hatreo amin' ny ankibe ka hatramin' ny tendron' ny fanondroadala henjanina tsara. Ny zehy dia fampiasa indrindra amin' ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenan-drindrina: Ny halavan' ny zehy iray dia mitovy amin' ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin' ny zehy dia hoe: irain-jehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sisa... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy |
Explanations in English |
13 [1.7] a span, about 8 inches or 20 cm |
Explanations in French |
14 [2.415] un empan depuis l' extrémité du pouce jusqu' à l' extrémité du petit doigt 15 [1.8] empan, environ 20 cm |
Examples |
16 [2.436#] zehy satria raha mahery zehy iray io dia refy. |
Vocabulary |
17 Space |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |