| Entry | 1 fanjelatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 jelatra |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra mandefa hazavana mitsoriaka toa tselatr' afo: Nanaitra ny fanjelatr' ilay tainkintana nianjera tamin' ny taona 1977 |
| Updated on 2025/07/29 |
|