Entry | 1 fanjifana |
Root | 2 jifa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fandaniana tanteraka [1.13] 5 fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62.mg#340] |
Explanations in French |
6 consommation [1.13] |
Examples |
7 Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana.
[4.27#2008/09/12]
|
All compound words | 8 2 combinations of this word |
Vocabulary | 9 Economy |
Anagrams | 10 faƱafinja, 11 fanjifana, 12 fifanjana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |