|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanjoko
Root  2  joko
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomban' ny olona manjoko, miondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampahonena fa tsy tokony hampihomehy ny fanjokon' ny olona be taona [1.1]

Entry (2/2)5  fanjoko
Root  6  fanjo
Part of speech  7  noun fanjo and pronoun

Updated on 2025/09/12