|
|
|
|

Entry1  fanjonoana
Part of speech  2  noun
Root  3  jono
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fakana hazandrano amin' ny fintana
Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina
Explanations in French  5  [1.13] pêche

Anagrams  6  fanjonoana, fanonjanao, nafonjanao, nanjofoana

Updated on 2025/07/29